Genesisy 45:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Ary alaivo ny rainareo sy ny ankohonanareo ka tongava atỳ amiko, mba homeko anareo izay zava-tsoa eto Ejipta. Ary hano izay tsara indrindra eto amin’ny tany Ejipta.’+ Nomery 13:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Hoy koa izy ireo tamin’i Mosesy: “Nankao amin’ilay tany nanirahanao anay izahay, ary tena tondra-dronono sy tantely+ tokoa ilay izy, ary itony no vokatra+ avy tany.
18 Ary alaivo ny rainareo sy ny ankohonanareo ka tongava atỳ amiko, mba homeko anareo izay zava-tsoa eto Ejipta. Ary hano izay tsara indrindra eto amin’ny tany Ejipta.’+
27 Hoy koa izy ireo tamin’i Mosesy: “Nankao amin’ilay tany nanirahanao anay izahay, ary tena tondra-dronono sy tantely+ tokoa ilay izy, ary itony no vokatra+ avy tany.