Genesisy 25:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Avy eo dia nivoaka koa ny rahalahiny, ary ny tanany nihazona ny voditongotr’i Esao.+ Koa natao hoe Jakoba*+ ny anarany. Ary enimpolo taona i Isaka tamin’i Rebeka niteraka azy mirahalahy. Genesisy 32:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Ary hoy ralehilahy: “Tsy hatao hoe Jakoba intsony ny anaranao fa Israely,*+ satria efa nitolona+ tamin’Andriamanitra sy tamin’olona ianao, ka nandresy.” Hosea 12:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Nihazona ny voditongotry ny rahalahiny izy+ tao an-kibo. Ary nitolona tamin’Andriamanitra+ araka izay fara heriny izy.
26 Avy eo dia nivoaka koa ny rahalahiny, ary ny tanany nihazona ny voditongotr’i Esao.+ Koa natao hoe Jakoba*+ ny anarany. Ary enimpolo taona i Isaka tamin’i Rebeka niteraka azy mirahalahy.
28 Ary hoy ralehilahy: “Tsy hatao hoe Jakoba intsony ny anaranao fa Israely,*+ satria efa nitolona+ tamin’Andriamanitra sy tamin’olona ianao, ka nandresy.”
3 Nihazona ny voditongotry ny rahalahiny izy+ tao an-kibo. Ary nitolona tamin’Andriamanitra+ araka izay fara heriny izy.