Genesisy 25:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Ary nomen’i Jakoba mofo sy lantihy izy, ka nihinana sy nisotro.+ Dia nitsangana izy ka lasa. Toy izany no nanaovan’i Esao tsinontsinona ny zon’ny lahimatoa.+ Matio 5:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 “Efa renareo koa fa voalaza tamin’ny olona fahiny hoe: ‘Aza mianiana+ nefa avy eo tsy manatanteraka, fa tsy maintsy efainao amin’i Jehovah ny voadinao.’+ Hebreo 6:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Fa mianiana amin’izay lehibe noho izy ny olona.+ Ary mampitsahatra ny adihevitra rehetra ny fianianana ataony, satria efa antoka ara-dalàna izany amin’ny olona.+
34 Ary nomen’i Jakoba mofo sy lantihy izy, ka nihinana sy nisotro.+ Dia nitsangana izy ka lasa. Toy izany no nanaovan’i Esao tsinontsinona ny zon’ny lahimatoa.+
33 “Efa renareo koa fa voalaza tamin’ny olona fahiny hoe: ‘Aza mianiana+ nefa avy eo tsy manatanteraka, fa tsy maintsy efainao amin’i Jehovah ny voadinao.’+
16 Fa mianiana amin’izay lehibe noho izy ny olona.+ Ary mampitsahatra ny adihevitra rehetra ny fianianana ataony, satria efa antoka ara-dalàna izany amin’ny olona.+