FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 49:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 “Hisy mpandroba hanafika an’i Gada, nefa izy hanafika ny vodilaharan’ireny.+

  • Nomery 32:33
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 33 Koa nomen’i Mosesy ho an’ny taranak’i Gada+ sy ny taranak’i Robena+ ary ny antsasaky ny fokon’i Manase+ zanak’i Josefa ny fanjakan’i Sihona+ mpanjakan’ny Amorita sy ny fanjakan’i Oga+ mpanjakan’i Basana, dia ny tany ao amin’ireo tanàna izay ao amin’ireo faritra ireo, ary ny tanàna any amin’ireo faritra manodidina.

  • Apokalypsy 7:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Avy tamin’ny fokon’i Joda+ dia roa arivo sy iray alina no voaisy tombo-kase;

      avy tamin’ny fokon’i Robena+ roa arivo sy iray alina;

      avy tamin’ny fokon’i Gada+ roa arivo sy iray alina;

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara