Genesisy 33:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Ary nanopy ny masony i Jakoba ka nijery, ary iny fa tonga i Esao, ary nisy efajato lahy niaraka taminy.+ Koa nozarazarain’i Jakoba tamin’i Lea sy Rahely ary ny mpanompovavy roa, ireo ankizy.+
33 Ary nanopy ny masony i Jakoba ka nijery, ary iny fa tonga i Esao, ary nisy efajato lahy niaraka taminy.+ Koa nozarazarain’i Jakoba tamin’i Lea sy Rahely ary ny mpanompovavy roa, ireo ankizy.+