FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 28:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Ary ho tahaka ny vovoka amin’ny tany ny taranakao,+ ka hiely any andrefana sy any atsinanana sy any avaratra ary any atsimo.+ Ary ny firenena rehetra eny ambonin’ny tany dia hanao izay hahazoany fitahiana amin’ny alalanao sy ny taranakao.+

  • Genesisy 46:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Ary hoy koa Andriamanitra: “Izaho no tena Andriamanitra,+ ilay Andriamanitry ny rainao.+ Aza matahotra ny hidina any Ejipta, fa hataoko firenena lehibe ianao any.+

  • Eksodosy 1:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Ary nihamaro ny zanak’Israely ka lasa be dia be. Nihanitombo isa sy nihanahery tsy nisy toy izany izy ireo ka henika azy ilay tany.+

  • Eksodosy 32:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Tsarovy i Abrahama sy Isaka ary Israely mpanomponao, izay nianiananao tamin’ny tenanao,+ ka nilazanao hoe: ‘Hataoko maro tahaka ny kintana eny amin’ny lanitra ny taranakareo.+ Ary io tany manontolo io izay efa nolazaiko taminareo, dia homeko ny taranakareo+ ho lovany mandritra ny fotoana tsy voafetra.’”+

  • Asan’ny Apostoly 7:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 “Rehefa nanakaiky ny fotoana hahatanterahan’ilay fampanantenana nambaran’Andriamanitra mazava tamin’i Abrahama, dia nitombo sy nihamaro ny olona tany Ejipta,+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara