Deoteronomia 3:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Nomeko ho an’ny Robenita+ sy ny Gadita kosa manomboka eo Gileada+ ka hatreo afovoan’ny lohasaha falehan-driakan’i Arnona, izay lasa sisin-tany, ary hatrany amin’ny lohasaha falehan-driakan’i Jaboka, izay sisin-tanin’ny taranak’i Amona,+ Mpitsara 11:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Dia hoy ny mpanjakan’ny taranak’i Amona tamin’ny irak’i Jefta: “Satria nalain’ny Israely ny taniko tamin’izy niakatra avy tany Ejipta:+ Hatrany Arnona+ ka hatrany Jaboka ary hatrany Jordana.+ Koa avereno tsy misy romoromo izany ankehitriny.”
16 Nomeko ho an’ny Robenita+ sy ny Gadita kosa manomboka eo Gileada+ ka hatreo afovoan’ny lohasaha falehan-driakan’i Arnona, izay lasa sisin-tany, ary hatrany amin’ny lohasaha falehan-driakan’i Jaboka, izay sisin-tanin’ny taranak’i Amona,+
13 Dia hoy ny mpanjakan’ny taranak’i Amona tamin’ny irak’i Jefta: “Satria nalain’ny Israely ny taniko tamin’izy niakatra avy tany Ejipta:+ Hatrany Arnona+ ka hatrany Jaboka ary hatrany Jordana.+ Koa avereno tsy misy romoromo izany ankehitriny.”