FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 35:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Ary hoy Andriamanitra taminy: “Jakoba no anaranao.+ Tsy atao hoe Jakoba intsony anefa ny anaranao, fa hatao hoe Israely.” Dia nataony hoe Israely ny anarany.+

  • 2 Mpanjaka 17:34
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 34 Araka ny fivavahany taloha ihany no nataon’izy ireo mandraka androany.+ Tsy nisy natahotra an’i Jehovah,+ na nitandrina ny fitsipiny sy ny didim-pitsarany,+ mbamin’ny lalàna+ sy ny didy+ nomen’i Jehovah ny taranak’ilay Jakoba+ novany anarana hoe Israely,+

  • Salamo 22:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Ianareo izay matahotra an’i Jehovah, miderà Azy!+

      Ianareo rehetra taranak’i Jakoba, mankalazà Azy!+

      Ary matahora Azy, ianareo rehetra taranak’i Israely.+

  • Salamo 78:71
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 71 Teny am-piandrasana ondrivavy mampinono izy+

      No nalainy mba hiandry an’i Jakoba olony+

      Sy Israely lovany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara