Genesisy 14:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Dia ren’i Abrama fa lasa babo ny rahalahiny.+ Koa nangoniny ireo olony voaofana,+ dia mpanompo valo ambin’ny folo sy telonjato izay teraka tao amin’ny ankohonany.+ Ary lasa nanenjika hatrany Dana+ izy. Genesisy 32:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary niverina teo amin’i Jakoba ireo iraka nony afaka elaela, ka niteny hoe: “Tonga tany amin’i Esao rahalahinao izahay. Ary efa eny an-dalana hitsena anao koa izy, miaraka amin’ny efajato lahy.”+
14 Dia ren’i Abrama fa lasa babo ny rahalahiny.+ Koa nangoniny ireo olony voaofana,+ dia mpanompo valo ambin’ny folo sy telonjato izay teraka tao amin’ny ankohonany.+ Ary lasa nanenjika hatrany Dana+ izy.
6 Ary niverina teo amin’i Jakoba ireo iraka nony afaka elaela, ka niteny hoe: “Tonga tany amin’i Esao rahalahinao izahay. Ary efa eny an-dalana hitsena anao koa izy, miaraka amin’ny efajato lahy.”+