2 Samoela 1:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Dia nandrovitra ny akanjony i Davida,+ ary samy nanao toy izany koa ny lehilahy rehetra niaraka taminy. Joba 1:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Dia nitsangana i Joba ka norovitiny+ ny akanjony ivelany tsy misy tanany, ary notapahiny ny volon-dohany.+ Dia niankohoka+ tamin’ny tany+ izy,
11 Dia nandrovitra ny akanjony i Davida,+ ary samy nanao toy izany koa ny lehilahy rehetra niaraka taminy.
20 Dia nitsangana i Joba ka norovitiny+ ny akanjony ivelany tsy misy tanany, ary notapahiny ny volon-dohany.+ Dia niankohoka+ tamin’ny tany+ izy,