10 Koa nosoratan’i Mordekay tamin’ny anaran’i Ahasoerosy Mpanjaka+ ilay taratasy sady notombohiny+ tamin’ny peratra fanombohan-kasen’ny mpanjaka,+ ka nampitondrainy an’ireo iraka mitaingina soavaly+ haingam-pandeha, fanaovana fanompoana ho an’ny mpanjaka.