FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Estera 8:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Dia nesorin’ny mpanjaka ny peratra fanombohan-kaseny+ izay efa nalainy teny amin’i Hamana, ka nomeny an’i Mordekay. Ary notendren’i Estera hiandraikitra ny tao an-tranon’i Hamana i Mordekay.+

  • Salamo 75:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  7 Andriamanitra no mpitsara.+

      Mampietry ny anankiray izy, ary manandratra ny anankiray.+

  • Daniela 5:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Dia namoaka didy i Belsazara ka nampanaovina akanjo volomparasy i Daniela, ary nasiana rojo volamena ny vozony. Dia nambara fa izy no ho mpitondra fahatelo eo amin’ny fanjakana.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara