FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 37:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Andao hamidintsika amin’ireto Ismaelita ireto izy,+ fa tsy hamely azy ny tanantsika.+ Rahalahintsika sy nofontsika ihany ange izy e!” Koa nohenoin’ireo ny tenin’ny rahalahiny.+

  • Genesisy 37:35
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 35 Ary nampionona azy foana ny zanany lahy rehetra sy ny zanany vavy rehetra,+ fa tsy nety nampiononina izy. Fa hoy izy:+ “Hidina amin’alahelo ho any amin-janako any amin’ny Fasana* aho!” Ary nitomany azy foana ny rainy.

  • Genesisy 44:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Koa hoy izahay tamin’ny tompoko: ‘Manan-dray efa be taona izahay, ary koa zandry faralahy.+ Zanaky ny rainay tamin’ny fahanterany izy io, ary efa maty ny rahalahiny, ka izy irery sisa no tavela amin’ny zanaky ny reniny,+ ary tena tia azy ny rainy.’

  • Genesisy 45:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Ary hoy izy ireo taminy: “Mbola velona any i Josefa, ary izy no manam-pahefana amin’i Ejipta manontolo!”+ Tsy nampihontsina an’i Jakoba anefa izany, satria tsy nino azy ireo izy.+

  • Asan’ny Apostoly 7:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Ary nialona+ an’i Josefa ireo loham-pianakaviantsika ka nivarotra azy ho any Ejipta.+ Nomba azy anefa Andriamanitra,+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara