Genesisy 43:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Dia nanontany ny fahasalaman’izy ireo izy, sady niteny hoe:+ “Salama tsara ve ny rainareo, ilay lahiantitra noresahinareo? Mbola velona ve izy?”+
27 Dia nanontany ny fahasalaman’izy ireo izy, sady niteny hoe:+ “Salama tsara ve ny rainareo, ilay lahiantitra noresahinareo? Mbola velona ve izy?”+