Mpitoriteny 5:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Izay rehetra nomen’Andriamanitra harena sy fananana+ dia nomeny fahafahana hihinana amin’izany+ koa, ka handray ny valisoany sy hifaly amin’ny asa mafy ataony.+ Fanomezana avy amin’Andriamanitra izany.+ Asan’ny Apostoly 17:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Ary tsy mila karakarain’ny tanan’olona izy, toy ny hoe mila zavatra,+ satria izy no manome ho an’ny olon-drehetra ny aina+ sy ny fofonaina+ ary ny zava-drehetra.
19 Izay rehetra nomen’Andriamanitra harena sy fananana+ dia nomeny fahafahana hihinana amin’izany+ koa, ka handray ny valisoany sy hifaly amin’ny asa mafy ataony.+ Fanomezana avy amin’Andriamanitra izany.+
25 Ary tsy mila karakarain’ny tanan’olona izy, toy ny hoe mila zavatra,+ satria izy no manome ho an’ny olon-drehetra ny aina+ sy ny fofonaina+ ary ny zava-drehetra.