Genesisy 46:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 dia lazao hoe: ‘Efa mpiompy hatramin’ny fahazazanay ka hatramin’izao izahay mpanomponao, dia izahay sy ny razanay.’+ Amin’izay dia ho afaka hipetraka eto Gosena ianareo,+ satria maharikoriko amin’ny Ejipsianina ny mpiandry ondry rehetra.”+ Eksodosy 8:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Fa hoy i Mosesy: “Tsy azo ekena izany, satria zava-maharikoriko amin’ny Ejipsianina no hataonay sorona ho an’i Jehovah Andriamanitray.+ Eritrereto hoe eo imason’ny Ejipsianina izahay no hanao sorona zava-maharikoriko aminy! Tsy hotorahany vato ve izahay?
34 dia lazao hoe: ‘Efa mpiompy hatramin’ny fahazazanay ka hatramin’izao izahay mpanomponao, dia izahay sy ny razanay.’+ Amin’izay dia ho afaka hipetraka eto Gosena ianareo,+ satria maharikoriko amin’ny Ejipsianina ny mpiandry ondry rehetra.”+
26 Fa hoy i Mosesy: “Tsy azo ekena izany, satria zava-maharikoriko amin’ny Ejipsianina no hataonay sorona ho an’i Jehovah Andriamanitray.+ Eritrereto hoe eo imason’ny Ejipsianina izahay no hanao sorona zava-maharikoriko aminy! Tsy hotorahany vato ve izahay?