-
Genesisy 47:6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Afaka mifidy izay faritra tianao eto Ejipta ianao.+ Koa apetraho ao amin’izay faritra tsara indrindra eto Ejipta ny rainao sy ny rahalahinao.+ Dia aoka izy ireo hipetraka ao Gosena,+ ary raha mahafantatra lehilahy be herim-po+ eo amin’izy ireo ianao, dia tendreo ho lehiben’ny mpiandry biby fiompiko+ izy.”
-