17 Ary hoy kosa izy tamin’i Adama: “Satria nihaino ny feon’ny vadinao ianao ka nihinananao ny voan’ilay hazo nandidiako anao hoe:+ ‘Aza ihinananao io’, dia voaozona ny tany noho ny aminao.+ Amin’ny fahoriana no hihinananao ny vokatry ny tany, mandritra ny androm-piainanao.+