Genesisy 10:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Ary nanan-taranaka koa i Sema. Razamben’ny zanakalahin’i Ebera+ rehetra izy sady rahalahin’i Jafeta izay zokiny indrindra. Genesisy 11:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Izao no tantaran’i Sema:+ Rehefa zato taona i Sema, dia niteraka an’i Arpaksada+ izy, roa taona taorian’ny safodrano. Lioka 3:36 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 Sela zanak’i Kenana,Kenana zanak’i Arpaksada,+Arpaksada zanak’i Sema,+Sema zanak’i Noa,+Noa zanak’i Lameka,+
21 Ary nanan-taranaka koa i Sema. Razamben’ny zanakalahin’i Ebera+ rehetra izy sady rahalahin’i Jafeta izay zokiny indrindra.
10 Izao no tantaran’i Sema:+ Rehefa zato taona i Sema, dia niteraka an’i Arpaksada+ izy, roa taona taorian’ny safodrano.
36 Sela zanak’i Kenana,Kenana zanak’i Arpaksada,+Arpaksada zanak’i Sema,+Sema zanak’i Noa,+Noa zanak’i Lameka,+