Genesisy 6:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ary niteraka telo mirahalahy i Noa, dia i Sema sy Hama ary Jafeta.+ Genesisy 10:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary ny zanakalahin’i Hama dia i Kosy+ sy Mizraima+ sy Pota+ ary Kanana.+