Genesisy 10:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ary ny zanakalahin’i Jafeta dia i Gomera+ sy Magoga+ sy Maday+ sy Javana+ sy Tobala+ sy Meseka+ ary Tirasa.+ Genesisy 10:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Ary nanan-taranaka koa i Sema. Razamben’ny zanakalahin’i Ebera+ rehetra izy sady rahalahin’i Jafeta izay zokiny indrindra.
2 Ary ny zanakalahin’i Jafeta dia i Gomera+ sy Magoga+ sy Maday+ sy Javana+ sy Tobala+ sy Meseka+ ary Tirasa.+
21 Ary nanan-taranaka koa i Sema. Razamben’ny zanakalahin’i Ebera+ rehetra izy sady rahalahin’i Jafeta izay zokiny indrindra.