Genesisy 45:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Dia hoy i Israely: “Aoka izay! Hay, mbola velona any i Josefa zanako! Aleo aho handeha mba hahitako azy alohan’ny hahafatesako!”+ Lioka 2:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 “Ry Tompo Fara Tampony ô, avelanao handeha amim-piadanana+ amin’izay ankehitriny ny mpanomponao, araka ny efa teninao,
28 Dia hoy i Israely: “Aoka izay! Hay, mbola velona any i Josefa zanako! Aleo aho handeha mba hahitako azy alohan’ny hahafatesako!”+
29 “Ry Tompo Fara Tampony ô, avelanao handeha amim-piadanana+ amin’izay ankehitriny ny mpanomponao, araka ny efa teninao,