FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 45:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Ary honina ao Gosena+ ianao, ka ho eo akaikiko foana ianao sy ny zanaka aman-jafinao sy ny ondrinao sy ny ombinao ary izay rehetra anao.

  • Eksodosy 1:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Koa nanendry olona ho lehiben’ny mpanao asa an-terivozona izy ireo, mba hampahory ny zanak’Israely ka nampitondra enta-mavesatra azy.+ Ary nanorina tanàna ho an’i Farao ny zanak’Israely, mba ho fitehirizana entana sy vokatra, dia ny tanànan’i Pitoma sy Ramesesa.+

  • Eksodosy 12:37
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 37 Ary niala tao Ramesesa+ mba ho any Sokota+ ny zanak’Israely, dia vatan-dehilahy enina hetsy nandeha an-tongotra, ankoatra ny zaza madinika.+

  • Nomery 33:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Niainga avy tao Ramesesa+ izy ireo tamin’ny andro fahadimy ambin’ny folon’ny volana voalohany.+ Koa ny ampitson’ny Paska+ avy hatrany, dia nivoaka tamim-pandresena teo imason’ny Ejipsianina rehetra ny zanak’Israely.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara