FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 28:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Ary hitahy anao ilay Andriamanitra Mahery Indrindra ka hanome taranaka anao, ary hataony maro be izany. Dia ho lasa firenena lehibe ianao.+

  • Genesisy 35:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Ary hoy koa Andriamanitra taminy: “Izaho no Andriamanitra Mahery Indrindra.+ Manàna taranaka ka mihabetsaha. Hisy firenena maro sy vondrom-pirenena hipoitra avy aminao, ary hisy mpanjaka maro haterakao.*+

  • Asan’ny Apostoly 7:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 “Rehefa nanakaiky ny fotoana hahatanterahan’ilay fampanantenana nambaran’Andriamanitra mazava tamin’i Abrahama, dia nitombo sy nihamaro ny olona tany Ejipta,+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara