Deoteronomia 33:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Ny amin’i Naftaly, dia hoy izy:+ “Voky fankasitrahana i Naftaly,Sady heniky ny fitahian’i Jehovah.Alaivo ho fanananao ny andrefana sy ny atsimo.”+ Josoa 19:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Ary natao ny antsapaka+ fahenina ka nahazo ny anjarany i Naftaly,+ eny, ny taranak’i Naftaly araka ny fianakaviany avy. Matio 4:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 “Ry tanin’i Zebolona sy tanin’i Naftaly, izay eny akaikin’ny ranomasina sady ampitan’ny Reniranon’i Jordana, dia i Galilian’ireo+ hafa firenena!
23 Ny amin’i Naftaly, dia hoy izy:+ “Voky fankasitrahana i Naftaly,Sady heniky ny fitahian’i Jehovah.Alaivo ho fanananao ny andrefana sy ny atsimo.”+
32 Ary natao ny antsapaka+ fahenina ka nahazo ny anjarany i Naftaly,+ eny, ny taranak’i Naftaly araka ny fianakaviany avy.
15 “Ry tanin’i Zebolona sy tanin’i Naftaly, izay eny akaikin’ny ranomasina sady ampitan’ny Reniranon’i Jordana, dia i Galilian’ireo+ hafa firenena!