1 Mpanjaka 19:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Dia niarina i Elia ka nihinana sy nisotro, ary nahazo hery avy tamin’izany ka nanohy ny diany efapolo andro+ sy efapolo alina, ary tonga hatrany Horeba, tendrombohitr’ilay tena Andriamanitra.+
8 Dia niarina i Elia ka nihinana sy nisotro, ary nahazo hery avy tamin’izany ka nanohy ny diany efapolo andro+ sy efapolo alina, ary tonga hatrany Horeba, tendrombohitr’ilay tena Andriamanitra.+