Genesisy 5:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Ary feno dimanjato taona i Noa. Taorian’izay izy dia niteraka an’i Sema+ sy Hama+ ary Jafeta.+ Genesisy 7:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Koa niditra tao anatin’ny sambofiara i Noa sy ny vadiny, mbamin’ireo zanany lahy sy ny vadin’izy ireo, talohan’ny nahatongavan’ny safodrano.+ Genesisy 10:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ary izao no tantaran’i Sema sy Hama ary Jafeta, zanakalahin’i Noa:+ Niteraka zazalahy izy ireo taorian’ny safodrano.+
7 Koa niditra tao anatin’ny sambofiara i Noa sy ny vadiny, mbamin’ireo zanany lahy sy ny vadin’izy ireo, talohan’ny nahatongavan’ny safodrano.+
10 Ary izao no tantaran’i Sema sy Hama ary Jafeta, zanakalahin’i Noa:+ Niteraka zazalahy izy ireo taorian’ny safodrano.+