Genesisy 9:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Ireo telo ireo no zanakalahin’i Noa, ary avy tamin’ireo no nielezan’ny mponina rehetra teto an-tany.+
19 Ireo telo ireo no zanakalahin’i Noa, ary avy tamin’ireo no nielezan’ny mponina rehetra teto an-tany.+