Ezekiela 38:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Miaraka aminao koa i Gomera+ sy ny miaramilany rehetra, sy ny taranak’i Togarma+ avy any amin’ny farany avaratra, mbamin’ny miaramilany rehetra, eny, firenena maro.+ Galatianina 1:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 eny, izaho Paoly sy ny rahalahy rehetra miaraka amiko.+ Ho an’ireo fiangonana any Galatia,+
6 Miaraka aminao koa i Gomera+ sy ny miaramilany rehetra, sy ny taranak’i Togarma+ avy any amin’ny farany avaratra, mbamin’ny miaramilany rehetra, eny, firenena maro.+