Salamo 120:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Lozako fa vahiny monina ao Meseka+ aho,Ary manangana ny tranolaiko eo anivon’ireo tranolay ao Kedara!+ Ezekiela 32:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 “‘Any no misy an’i Meseka+ sy Tobala+ ary ny mponina rehetra ao. Manodidina azy ny fasan’izy ireo. Tsy mifora daholo ireo, sady voatrobaky ny sabatra, noho izy ireo nampihorohoro tao amin’ny tanin’ny velona.
5 Lozako fa vahiny monina ao Meseka+ aho,Ary manangana ny tranolaiko eo anivon’ireo tranolay ao Kedara!+
26 “‘Any no misy an’i Meseka+ sy Tobala+ ary ny mponina rehetra ao. Manodidina azy ny fasan’izy ireo. Tsy mifora daholo ireo, sady voatrobaky ny sabatra, noho izy ireo nampihorohoro tao amin’ny tanin’ny velona.