3 Dia nitsangana i Jona ka nankany Ninive, araka ny tenin’i Jehovah.+ Tanàna lehibe teo imason’Andriamanitra i Ninive,+ ka tsy maintsy dia an-tongotra telo andro vao vita ny fitetezana azy.
41 Hiara-mitsangana amin’ity taranaka ity mandritra ny fitsarana ny mponin’i Ninive+ ka hanameloka+ azy, satria nibebaka izy ireo rehefa nitory taminy i Jona.+ Misy lehibe noho i Jona anefa eto.