Joba 38:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Toy ny hoe voafin’ny vato ny rano,Ary lasa mivaingana ny fanambonin’ny rano lalina.+ Ohabolana 8:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Efa teo aho rehefa nanao ny lanitra izy.+ Tamin’izy nandidy ny hisian’ny faribolana manodidina ny rano lalina,+
27 Efa teo aho rehefa nanao ny lanitra izy.+ Tamin’izy nandidy ny hisian’ny faribolana manodidina ny rano lalina,+