Genesisy 12:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Dia nandeha i Abrama, araka izay efa nolazain’i Jehovah taminy, ary niaraka taminy koa i Lota. Ary dimy amby fitopolo taona i Abrama fony izy niala tao Harana.+ Genesisy 19:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Ary tonga tao Sodoma ireo anjely roa nony takariva. Nipetraka teo am-bavahadin’i Sodoma+ i Lota tamin’izay. Koa raha vao nahita azy roa lahy izy, dia nitsangana hitsena azy, ka niankohoka tamin’ny tany.+ 2 Petera 2:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Nafahany koa i Lota+ olo-marina, izay ory dia ory rehefa nahita an’ireo mpandika lalàna nanaram-po tamin’ny fitondran-tena baranahiny.+
4 Dia nandeha i Abrama, araka izay efa nolazain’i Jehovah taminy, ary niaraka taminy koa i Lota. Ary dimy amby fitopolo taona i Abrama fony izy niala tao Harana.+
19 Ary tonga tao Sodoma ireo anjely roa nony takariva. Nipetraka teo am-bavahadin’i Sodoma+ i Lota tamin’izay. Koa raha vao nahita azy roa lahy izy, dia nitsangana hitsena azy, ka niankohoka tamin’ny tany.+
7 Nafahany koa i Lota+ olo-marina, izay ory dia ory rehefa nahita an’ireo mpandika lalàna nanaram-po tamin’ny fitondran-tena baranahiny.+