FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 9:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Ary hoy koa izy:

      “Hisaorana anie i Jehovah,+ Andriamanitr’i Sema!

      Ary aoka i Kanana ho andevon’i Sema.+

  • Genesisy 10:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Koa ny sisin-tanin’ny Kananita dia hatrany Sidona ka hatrany Gerara,+ tany akaikin’i Gaza,+ ary hatrany Sodoma sy Gomora+ sy Adma+ ary Zeboima,+ tany akaikin’i Lesa.

  • Genesisy 12:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Ary niseho tamin’i Abrama i Jehovah, ka niteny hoe: “Ny taranakao+ no homeko ity tany ity.”+ Avy eo i Abrama dia nanorina alitara teo ho an’i Jehovah, izay niseho taminy.

  • Nomery 34:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 “Izao didy izao no holazainao amin’ny zanak’Israely: ‘Hiditra ao amin’ny tany Kanana ianareo.+ Io ilay tany homena ho lovanareo,+ dia ny tany Kanana araka ny sisin-tany mamaritra azy.+

  • Asan’ny Apostoly 13:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Ary nizara ny tany Kanana tamin’ny alalan’ny antsapaka izy, rehefa avy nandringana firenena fito tao amin’io tany io.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara