29 Hanompo anao anie ireo firenena, ary hiankohoka eo anatrehanao ny firenena samy hafa!+ Hanana fahefana eo amin’ny rahalahinao anie ianao, ary hiankohoka eo anatrehanao ny zanaky ny reninao!+ Ho voaozona anie izay manozona anao, ary hotahina kosa izay mitso-drano anao!”+
22 Raha mankatò ny teniny an-tsakany sy an-davany anefa ianao ka tena manao izay rehetra holazaiko,+ dia ho fahavalon’izay fahavalonao aho ary hampahory an’izay mampahory anao.+