Genesisy 13:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Koa tsy antonona azy mianaka intsony ilay tany mba hiarahany monina, satria nihamaro ny fananan’izy ireo, ka tsy afaka niara-nonina izy.+ Mpitoriteny 5:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Izay rehetra nomen’Andriamanitra harena sy fananana+ dia nomeny fahafahana hihinana amin’izany+ koa, ka handray ny valisoany sy hifaly amin’ny asa mafy ataony.+ Fanomezana avy amin’Andriamanitra izany.+
6 Koa tsy antonona azy mianaka intsony ilay tany mba hiarahany monina, satria nihamaro ny fananan’izy ireo, ka tsy afaka niara-nonina izy.+
19 Izay rehetra nomen’Andriamanitra harena sy fananana+ dia nomeny fahafahana hihinana amin’izany+ koa, ka handray ny valisoany sy hifaly amin’ny asa mafy ataony.+ Fanomezana avy amin’Andriamanitra izany.+