7 Dia natahotra mafy i Jakoba sady nitebiteby.+ Koa nozarainy ho antokony roa ny olona niaraka taminy, mbamin’ny ondry aman’osy sy ny omby ary ny rameva.+
16 Dia nozarainy ho telo toko izy telonjato lahy, ka samy nomeny anjombona+ izy rehetra hotazoniny eny an-tanany, ary koa siny lehibe tsy nisy na inona na inona, sy fanilo hatao ao anatin’ireo siny.