Salamo 37:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Rehefa afaka kelikely, dia tsy hisy intsony ny ratsy fanahy.+Handinika an’izay nisy azy ianao, nefa tsy ho eo intsony izy.+ Ohabolana 29:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Maro be ny fandikan-dalàna rehefa mihamaro ny ratsy fanahy, fa hahita ny hahalavoan’ireny kosa ny marina.+ Malakia 3:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Dia ho hitanareo indray ny tsy fitovian’ny marina sy ny ratsy fanahy,+ ary ny manompo an’Andriamanitra sy ny tsy manompo azy.”+
10 Rehefa afaka kelikely, dia tsy hisy intsony ny ratsy fanahy.+Handinika an’izay nisy azy ianao, nefa tsy ho eo intsony izy.+
16 Maro be ny fandikan-dalàna rehefa mihamaro ny ratsy fanahy, fa hahita ny hahalavoan’ireny kosa ny marina.+
18 Dia ho hitanareo indray ny tsy fitovian’ny marina sy ny ratsy fanahy,+ ary ny manompo an’Andriamanitra sy ny tsy manompo azy.”+