Joba 34:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Eny tokoa, tsy mba manao ratsy Andriamanitra,+Ary tsy mba mamadika ny rariny ilay Mahery Indrindra.+ Salamo 50:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Manambara ny fahamarinan’Andriamanitra ny lanitra,+Fa Andriamanitra no Mpitsara.+ Sela. Salamo 94:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Mitsangàna, ry Mpitsara ny tany ô,+Ka omeo ny valin’asany ireo manambony tena.+ Isaia 33:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Fa i Jehovah no Mpitsara+ antsika, Jehovah no Mpanome lalàna+ antsika, Jehovah no Mpanjakantsika,+ ary izy no hamonjy antsika.+ Zakaria 7:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 “Izao no nolazain’i Jehovah Tompon’ny tafika: ‘Mitsarà araka ny rariny sy ny hitsiny.+ Aoka ianareo hifaneho hatsaram-panahy feno fitiavana,+ sy hifaneho famindram-po.+
12 Eny tokoa, tsy mba manao ratsy Andriamanitra,+Ary tsy mba mamadika ny rariny ilay Mahery Indrindra.+
22 Fa i Jehovah no Mpitsara+ antsika, Jehovah no Mpanome lalàna+ antsika, Jehovah no Mpanjakantsika,+ ary izy no hamonjy antsika.+
9 “Izao no nolazain’i Jehovah Tompon’ny tafika: ‘Mitsarà araka ny rariny sy ny hitsiny.+ Aoka ianareo hifaneho hatsaram-panahy feno fitiavana,+ sy hifaneho famindram-po.+