Levitikosy 18:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Aza aharihary ny fitanjahan-drainao+ na ny fitanjahan-dreninao. Reninao izy, ka aza aharihary ny fitanjahany. Ezekiela 22:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Misy mampiharihary ny fitanjahan-drainy eo aminao,+ ary misy mampietry vehivavy mbola maloton’ny fadimbolany.+
7 Aza aharihary ny fitanjahan-drainao+ na ny fitanjahan-dreninao. Reninao izy, ka aza aharihary ny fitanjahany.
10 Misy mampiharihary ny fitanjahan-drainy eo aminao,+ ary misy mampietry vehivavy mbola maloton’ny fadimbolany.+