FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 10:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 sy Patrosima,+ sy Kaslohima+ izay niavian’ny Filistinina,+ ary Kaftorima.+

  • Genesisy 26:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Ary nisy mosary teo amin’ilay tany, ankoatra ilay mosary voalohany tamin’ny andron’i Abrahama.+ Ary i Isaka lasa nankany amin’i Abimeleka mpanjakan’ny Filistinina, tany Gerara.+

  • Eksodosy 13:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Rehefa nalefan’i Farao ny vahoaka, dia tsy nentin’Andriamanitra tany amin’ilay lalana mankany amin’ny tanin’ny Filistinina izy ireo, na dia tany aza no akaiky. Fa hoy Andriamanitra: “Sao hanenina ny vahoaka raha sendra ady, ka hiverina any Ejipta.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara