13 Ary hoy Andriamanitra tamin’i Abrama: “Aoka ho fantatrao tsara fa ho vahiny honina any amin’ny tany tsy azy ny taranakao.+ Ary tsy maintsy hanompo ny olona any izy ireo, ka hampahoriny efajato taona.+
34 Hitako tokoa ny fampahoriana ny oloko any Ejipta,+ ary efa reko ny fitarainany+ ka nidina hanafaka azy aho.+ Koa avia ianao hirahiko ho any Ejipta.’+