Nomery 13:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Hoy koa izy ireo tamin’i Mosesy: “Nankao amin’ilay tany nanirahanao anay izahay, ary tena tondra-dronono sy tantely+ tokoa ilay izy, ary itony no vokatra+ avy tany. Deoteronomia 8:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Fa efa hampiditra anao ao amin’ny tany soa+ i Jehovah Andriamanitrao. Tany be lohasaha falehan-driaka misy rano izy io, sady misy loharano sy rano lalina avy any amin’ny lemaka*+ sy ny faritra be tendrombohitra;
27 Hoy koa izy ireo tamin’i Mosesy: “Nankao amin’ilay tany nanirahanao anay izahay, ary tena tondra-dronono sy tantely+ tokoa ilay izy, ary itony no vokatra+ avy tany.
7 Fa efa hampiditra anao ao amin’ny tany soa+ i Jehovah Andriamanitrao. Tany be lohasaha falehan-driaka misy rano izy io, sady misy loharano sy rano lalina avy any amin’ny lemaka*+ sy ny faritra be tendrombohitra;