17 Ary varahina ireo faladiany nitsatohan’ny andry. Volafotsy kosa ny fantsika fanantonana sy ny fampitohizana teo amin’ireo andry. Dia nopetahana takela-bolafotsy ny tampon’ireo andry. Ary nisy fampitohizana volafotsy teo amin’ny andry rehetran’ny tokotany.+