Josoa 24:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Tamin’izay ny razanareo dia nitaraina mafy tamin’i Jehovah.+ Koa nasiany haizina nanelanelana anareo sy ny Ejipsianina,+ ary natontany tamin’izy ireo ny ranomasina ka nataony nandifotra azy.+ Dia hitan’ny masonareo ny nataoko tany Ejipta.+ Ary nitoetra tany an-tany efitra andro maro ianareo.+ Nehemia 9:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 “Hitanao+ ny fahorian’ny razanay tany Ejipta, ary renao+ ny fitarainany teo amoron’ny Ranomasina Mena. Salamo 34:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Nitaraina ny olo-marina, dia nihaino i Jehovah,+Ka nanafaka azy tamin’ny fahoriany rehetra.+ Salamo 107:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Dia nitaraindraina tamin’i Jehovah izy ireo rehefa ory+Ka nafahany tamin’ny fahorian-tsainy+
7 Tamin’izay ny razanareo dia nitaraina mafy tamin’i Jehovah.+ Koa nasiany haizina nanelanelana anareo sy ny Ejipsianina,+ ary natontany tamin’izy ireo ny ranomasina ka nataony nandifotra azy.+ Dia hitan’ny masonareo ny nataoko tany Ejipta.+ Ary nitoetra tany an-tany efitra andro maro ianareo.+
9 “Hitanao+ ny fahorian’ny razanay tany Ejipta, ary renao+ ny fitarainany teo amoron’ny Ranomasina Mena.