Eksodosy 14:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Izaho kosa hamela ny Ejipsianina hikiribiby amin’ny heviny,+ ka hiditra hanenjika ny zanak’Israely izy. Dia hahazo voninahitra aho noho ny amin’i Farao sy ny tafiny rehetra, mbamin’ny kalesin’adiny sy ny mpitaingin-tsoavaliny.+ Salamo 10:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Mihevi-tena ho ambony ny ratsy fanahy ka enjehiny mafy ny ory.+Voafandriky ny tetika nataony izy ireo.+
17 Izaho kosa hamela ny Ejipsianina hikiribiby amin’ny heviny,+ ka hiditra hanenjika ny zanak’Israely izy. Dia hahazo voninahitra aho noho ny amin’i Farao sy ny tafiny rehetra, mbamin’ny kalesin’adiny sy ny mpitaingin-tsoavaliny.+
2 Mihevi-tena ho ambony ny ratsy fanahy ka enjehiny mafy ny ory.+Voafandriky ny tetika nataony izy ireo.+