Eksodosy 15:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Ary namaly ny hiran’ireo lehilahy i Miriama, ka nanao hoe:+ “Mihirà ho an’i Jehovah,+ fa nisandratra avo dia avo izy.+Natsipiny tao an-dranomasina ny soavaly mbamin’ny mpitaingina azy.”+ Salamo 136:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ary nanakifika an’i Farao sy ny tafiny ho ao amin’ny Ranomasina Mena:+Fa mandrakizay ny hatsaram-panahiny feno fitiavana;+
21 Ary namaly ny hiran’ireo lehilahy i Miriama, ka nanao hoe:+ “Mihirà ho an’i Jehovah,+ fa nisandratra avo dia avo izy.+Natsipiny tao an-dranomasina ny soavaly mbamin’ny mpitaingina azy.”+
15 Ary nanakifika an’i Farao sy ny tafiny ho ao amin’ny Ranomasina Mena:+Fa mandrakizay ny hatsaram-panahiny feno fitiavana;+