FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 28:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Ary ho andro fety ny andro fahadimy ambin’ny folon’io volana io. Mofo tsy misy lalivay no hohanina mandritra ny fito andro.+

  • Asan’ny Apostoly 12:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Dia hitany fa nahafaly ny Jiosy+ izany, ka nosamboriny koa i Petera. Andro fihinanana ny mofo tsy misy lalivay tamin’izay.+

  • 1 Korintianina 5:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Koa aoka isika hankalaza ilay fety,+ tsy amin’ny lalivay efa ela,+ na amin’ny lalivain’ny+ faharatsiana sy ny haratsiam-panahy,+ fa amin’ny mofo tsy misy lalivay, dia ny mofon’ny fahatsoram-po sy ny fahamarinana.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara