61Ny fanahin’i Jehovah Tompo Fara Tampony no ato amiko,+ satria i Jehovah nanosotra ahy+ hilaza vaovao tsara amin’ny mpandefitra.+ Naniraka ahy izy mba hamehy ny ratran’ny torotoro fo;+ hanambara fahafahana amin’ny babo+ sy fampahiratana ny mason’ny voafonja;+
8 Dia tonga tamin’i Jeremia ny tenin’i Jehovah, rehefa avy nanao fifanekena tamin’ny olona rehetra teto Jerosalema i Zedekia Mpanjaka. Araka ny nifanekena, dia nanao antso avo tamin’izy ireo i Zedekia fa hafahana ny mpanompo,+