17 Natahotra an’ilay tena Andriamanitra+ anefa ny mpampivelona, ka tsy narahiny ny tenin’ny mpanjakan’i Ejipta,+ fa navelany ho velona ihany ireo zazalahy.+
13 Izao no famaranan-teny rehefa re izany rehetra izany: Matahora an’Andriamanitra+ ka tandremo ny didiny,+ fa izany no adidy tokony hataon’ny olombelona.